Circulation

Accueil|Circulation
Police | Circulation | 20000 Ar
Date: 2012 , Menabe – Morondava | Rapport #1292

Izaho dia mampiasa io RN 34 io isan'andro ka raha sendra handeha hanatitra mpianatra ny tenako dia nosakanany police satria mihoatra ny olona 2 izahay no nitangina moto ka tsy navelany police handeha fa ampidirina forriere hono ny moto.Tsy maintsy nifampirahara amin'ilay police ny tenako ka voatery tsy mantsy nanome vola kely mba hahafahanay mandeha

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire