Contrôle fait par les polices routières

Accueil|Contrôle fait par les polices routières
Police | Circulation | 30000 Ar
Date: Avril 2015 , Atsinanana – Toamasina I | Rapport #1140

Nitondra charbon maromaro aho tamin'izay ka voasakan'ireo polisy nanao P.R , tsy navelan'izy ireo nandeha mihitsy aho raha tsy nanome vola azy ireo, tonga hatramin'ny hoe ampidirina fourrière raha tsy manaiky fandaminana

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire