Demande diplôme

Accueil|Demande diplôme
Education | Obtention d’un certificat | Ar
Date: Octobre 2016 , Atsimo Andrefana – Toliara II | Rapport #1556

Nametraka demande de diplôme tao amin’ny service de diplôme teny Maninday aho tamin’ny octobre 2016, haka  ilay izy aho nony tonga ny volana Novembre 2016.Mbola tsy vita anefa hono fa raha tianao ho azo haingana dia mba omeo  » frais taxi » fotsiny aho. Tsy nanome aho tamin’izay satria fantako fa efa nokaramain’ny fanjakana hanao an’io asa io izy fa kosa tsy misy vola takiana toy izany ny maka ny diplôme.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire