Fakam-bola ataon’ireo mpiasan Mairie sasany

Accueil|Fakam-bola ataon’ireo mpiasan Mairie sasany
Autre | Autre | Ar
Date: 06-10-2016 , Menabe – Morondava | Rapport #884

Mpitarika posy no asako,anisany ampadoaviny kaomina vola isambolan izahay nefa ny vola azonay dia kely ary tsy fantatra oe atao inona io vola io nefa zaho mananjanaka 4 ny vola miditra kely.Tsy nahefa nandoa zaho de tsy haiko ny tohiny

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire