Fanajana Kandahar an nada

Accueil|Fanajana Kandahar an nada
Services administratifs divers | Légalisation de signature et certification | Ar
Date: 2015 , Haute Matsiatra – Fianarantsoa I | Rapport #1629

Nazavain'izy ireo antsakany sy andavany ny fandehan'ny taratasy rehetra foronina, ka tsy nananosarotra ny famoronana ny dossier ahazoako ny pension-ako. Afa-po, fa tsy nahita tranga kolikoly mihitsy. Tena nanao ny asany izy ireo.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire