Fanalana mpivarotra amoron-dalana

Accueil|Fanalana mpivarotra amoron-dalana
Secteur privé | Autre | 100000 Ar
Date: Avril 2017 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1862

Nalain'ny police municipale ny entana namidiko ka dia nitakiny vola iray hetsy ariary aho vao naveriny  ilay entana.Nalohako ilay izy satria mihoatran'izay ny masokarenako

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire