Fanamboarana karatra

Accueil|Fanamboarana karatra
Etat Civil | Nouvelle CIN | 20000 Ar
Date: Mai 2016 , Androy – Ambovombe Androy | Rapport #1453

Dradraina amin'ny radio fa maimaim-poana ny fanamboarana kara-panondrom-pirenena kanefa takiana vola ny olona rehefa tonga ao amin'ny commune. Kanefa tsy hitanao izay rosia omeny anao rehefa vita ny CIN.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Un commentaire

  1. RANDRIANARISOA Alain 22 septembre 2017 at 13 h 57 min - Reply

    Tena mila jerena kely ity fomba fanaovana kara-panondro ao amin’ny distrika I sy distrika III eto Antananarivo ity. Be loatra ny andro lany amin’ny fivezivezena, nefa ireny olana dia miasa amin’ny orin’asa. Avy any anefa tsy misy taratasy fanamarinana akory amin’ny fivezivezena fa tahaka ny hoe mandehandeha fotsiny ilay olona. Taloha tamin’ny mbola teny anivon’ny firaisana ny fanaovana kara-panondro eo amin’ny 2 na 3 andro eo dia vita satria eo ambany fifehezan’ny olom-boafidy ireny mpiasam-panjakana ireny. Ka tsy maintsy mila manao tamberin’andraikitra amin’ny olona nifidy azy izy. Amin’izao rehefa eo ambany fanaraha-maso ny mpiasam-panjakarana ny mpiasam-panjakana dia samy manao izay danin’ny kibony. Tahaka ny nahafaty ireo orin’asam-panjakana. An’i Dada angaha io sa an’i Neny sa misy handova fanjakana. Dia ao anatin’ny folo taona dia azo antoka fa tsy hanana vola handoavana karaman’ny mpiasa intsony ny fanjakana. Satria rehefa tsy miodina ny asa ataon’ny tsy miankina dia kely ny hetra hiditra. Dia tsy msy karama

Laissez un commentaire