Fanan-tany

Accueil|Fanan-tany
Domaine foncier | Délivrance d’un titre | 2000000 Ar
Date: 2013 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1745

nisy olona iray hafa nilaza fa manana taratasy mazava fa azy ilay tany,rehefa nanao declaration tany amin'ny birao aho dia nilaza ny tao fa efa an'ilay olona tokoa ilay tany fa raha te ahazo ny taratsy mamerina ilay tany amiko aho dia mila mando vola aloha 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire