fananarao-pahefana ataon’ny ao amin’ny biraon’ny fandoavan-ketra hetra

Accueil|fananarao-pahefana ataon’ny ao amin’ny biraon’ny fandoavan-ketra hetra
Impôts | Autres | Ar
Date: 2012 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #443

Tonga tsara tany amiko ny tararatasy ny hetra 2012,ka lasa izaho nandoha ilay hetra. Tonga tany aho dia nilaza ry zareo fa mbola misy taona maaro tsy voalohanareo nefa izaho isakinâ??ny tonga ny taratasinâ??ny hetra dia mandoha ara-dalàna aho ka navezivezin-dry zareo makany foana aho. Kanjo misy olona niteny tamiko fa efa voa toy io koa izy dia noteneniny hoe omena kely hono izy vao tsy alefany makany intsony fa aminy fandohavana hetra indray

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le gouvernement

Laissez un commentaire