Fanaovana fanadinana BACC

Accueil|Fanaovana fanadinana BACC
Education | Obtention d’un certificat | 700000 Ar
Date: 18 août 2011 , Menabe – Morondava | Rapport #1324

Nandritra ny fanantanterahana ny fanadinam-pajakana BACC dia nisy chef de centre izay anisany nampihatra ny lalàna araka ny tsy tokony ho izy satria dia nosaziany avokoa ireo mpianatra tsy nanaja fotoana sy nahatratrarana trousse teo ambony latabatriny ka tsy afaka nanatrika fanadinana avokoa izany fa tonga dia navoakany tamin'ny salle sy tsy nampidirina anaty salle d'examen avokoa izay tara aorian'ny 15minitra.Ny zava-nisy anefa dia rehefa rava ny fanadinana dia novonjenyilay chef de centre ireo mpianatra izay tsy nanao fanadinana ka noteneniny hoe raha afaka manome vola amiko ianareo dia amboariko ny notenareo ary omeko mention izay tianareo ianareo.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire