fandoavana vola amin’ny banky

Accueil|fandoavana vola amin’ny banky
Secteur privé | Autre | 2000 Ar
Date: fevrier 2017 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1886

Amin’ny 8ora hatramin’ny 9ora maraina ihany no fandoavam-bolan’ny mpianatra any amin’ny banky iray.Tsy tafiditra intsony aho satria lava loatra ny filaharana ary dia tsy nandray intsony izy ireo. Tokony ho tamin’ny 9 ora latsaka fefany dia nanatona ahy ilay securité hoe raha omeko vola izy dia ataony tafiditra ihany  aho

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire