Fangalana diploma BACC

Accueil|Fangalana diploma BACC
Education | Obtention d’un certificat | 40000 Ar
Date: 01 septembre 2015 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #1291

Raha nangala diplôme teny amin'ny Office du BACC ny tenako dia nampifilafilan'ireo tmpon'andraikitra oe afaka volana iray miverena fa tsy eo ny President de l'Université.Tsy hitako ny ataoko satria ilaiko maika ilay diplôme hikarakarako fidirana amin Université.Farany dia nitady hevitsy zaho ka niresaka tamin'ireo tompon'andraikitra oe karakarao haingana zay diplomako izay fa amboariko anao.Voatery nanome vola ny tenako vao azoko ilay diplome ary tsy ampy adin'ny iray da vita.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire