Fangatahana naoty

Accueil|Fangatahana naoty
Education | Validation d’une unité | 20000 Ar
Date: 07-08-2017 , Atsimo Andrefana – Toliara II | Rapport #1466

Niangavy tany amin'ny mpampianatra iray ny mpianatra iray ao amin'ny Gestion niveau B satria mandalo délibération izy. Nampanatonin'ny tao amin'ny birao any amin'io mpampianatra io izy raha toa ka ho ekeny ny délibération. Nanaiky ilay mpampianatra fa mila mandoa vola aloha mba havidiny fahana (crédit ), tsy nandoa aho satria tsy manambola.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire