Fidirana hiasa tao amin’ny top reseau

Accueil|Fidirana hiasa tao amin’ny top reseau
Entreprise publique | Recrutement | 50000 Ar
Date: 02 juillet 2010 , Menabe – Morondava | Rapport #1326

fidirana hiasa tamin'ny top réseau tamin taona 2010.Nitady vola tamiko moa ilay superviseur tamin'izay ary niteny izy hoe omeo 50000 Ar aho dia tafiditra ho animateur  ianao.tsy nanambola omeko azy moa zaho dia tsy tafiditra ary tsy nanaiky izany ihany koa.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire