Fidirana tamin’ny université

Accueil|Fidirana tamin’ny université
Education | Accès à l’université | Ar
Date: Juillet 2014 , Haute Matsiatra – Fianarantsoa I | Rapport #1644

Nandefa dossier tao amin'ny université aho. Nisy vehivavy iray zay no tena nifandray tamiko sy mizara vaovao. Nomeko vola izy ary nitondrako voan-dalana, nefa tsy nadray, nefa aho tsy nieritreritra hoe anao kolikoly.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire