Fikarakarana taratasy tany

Accueil|Fikarakarana taratasy tany
Domaine foncier | Délivrance d’un titre | 40000 Ar
Date: Février 2017 , Haute Matsiatra – Fianarantsoa I | Rapport #1628

nikarakara taratasy ny taniko aho, efa misy trano hipetrahako hatramin'ny taona 2004 izy io. Hangala titre amin'izay aho, mbola eo amin'ny fanaovana sarin-tany aho atamin'ny 10 febroary ka hatramin'izao mbola tsy vita ihany ny reconnaissance. Mivezivezy isan'andro ao amin'ny birao TOPO ary angatahiny vola mihoatra ny droit homena azy nefa tsy misy reçu.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire