Fitsaboana

Accueil|Fitsaboana
Santé | Paiement pour un service gratuit | 15000 Ar
Date: Février 2016 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1937

Nitaky vola hafa ivelan'ny tokony aloa ilay mpitsabo tao amin'ny hopitaly manara- penitra. Tsy nanaiky izany aho ary nandoa NY vola tokony aloako ao amin'ny fandoavam-bola tokana.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire