Fitsaboana any amin’ny hopitaly

Accueil|Fitsaboana any amin’ny hopitaly
Santé | Paiement pour un service gratuit | 10000 Ar
Date: Novembre 2017 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1769

Rehefa voan'ny accident ny zanako sy ny zafikeliko, dia naratra ilay zafikeliko ary netina tany ami'ny hopitaly, nony tonga tao anefa dia nandalovan'ny mpitsabo fotsiny fa tsy nisy nanao fizaham-pahasalamana. voatery izahay nandoha vola mba hisy hitsabo ny zafikeliko.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire