J’ai rencontré un agent integre

Accueil|J’ai rencontré un agent integre
Etat Civil | Nouvelle CIN | Ar
Date: 20-10-2014 , Alaotra Mangoro – Anosibe | Rapport #69

Nanao fangatahana fanavaozana karapanondra tao amin'ny kaominina anosibe an'ala aho, tsara dia tsara ny fandraisana sy vita teo no eo ny karatra vaovao ary ny vola natokana ho amin'izany ihany no naloako.

 

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Les médias

Laissez un commentaire