kolikoly amin’ny sehatra fampidirana mpampianatra FRAM

Accueil|kolikoly amin’ny sehatra fampidirana mpampianatra FRAM
Education | Autre | Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #437

Mpampianatrampanjakana aho fa mbola alohan’ny FRAM ny karamako . Teo amin’ilay nivaly teo ny mpampianatra mpanjakana mahazo famerenana manontolo ny vola efa volatsaka teo dia ts tao ny anarako. Misy milaza fa izay nahatolotolotra kely hono no afaka nefa za tsy nanome an’iza na an’iza satria tsy tiako izany.

 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire