Naka diplome BEPC

Accueil|Naka diplome BEPC
Education | Attestation d’études | 2000 Ar
Date: 09-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #244

Tamin'izaho naka diplome BEPC hanaovana concours tao Ampefiloha dia nolazain'ilay olona tao fa mbola ao ny Directeur fa afaka tapa-bolana vao tonga dia amin'izay hono izaho miverina.

Dia hoy izy hoe , efa betsaka no niverina teo fa afaka ametrahanao kely dia ataonko laharam-pahamehana ny anao; tonga dia ny anao no alefako voalohany.

Dia nametraka kely izaho, ary niverina afaka tapa-bolana kay efa ela ilay izy no vita.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire