Niditra hopitaly tao amin’ny CHRR

Accueil|Niditra hopitaly tao amin’ny CHRR
Santé | Gestion du fonds d’équité | 100000 Ar
Date: 06 Août 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1290

raha niditra hopitaly tao amin chrr ny tenako dia tao min'ny chirurgie no nidirako,rehefa tonga ny fotoana anantanterahana ny fandidiana dia maro tokoa ireo fanafody nampividiana nataony ireo mpandidy ka rehefa vita ny fandidiana dia notakiany ireo havako facture ireo mpandidy de hoy izy ireo tsy zaranao ve vototra ny aina.Nefa volabe tokoa no lany tamin'ilay vidimpanafody ary marihiko fa mbola nisy fanafody tsy nampiasaina kanefa dia tsy hita taratra izany 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire