Police de la route

Accueil|Police de la route
Police | Circulation | 2000 Ar
Date: juin 2017 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #1448

Tratran'ireo police teo amin'ny ACU eo Mangabe amin'ny route Maninday iny aho, tsy nitondra casque aho, nosakanana, nosavaina misy permis ny amiko fa casque no tsy misy, mametraka ianao rangahy hoy izy fa raha tsy izany dia alain'ialahy any amin'ny centrale io moton'ialahy io. Nandoa ariary 2000 aho satria hanatratra olona any amin'ny hopitaly.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire