Referendum

Accueil|Referendum
Etat Civil | | Ar
Date: 2009-2010 , Androy – | Rapport #1384

Nampanao réferendum ny Filohan'ny tetezamita tokony tamin'ny taona 2009 eo ho eo. Ny mahagaga anefa misy fokontany vitsivitsy tena tsy nandalovan'ny Urne mihitsy fa rehefa tonga ny fanisana ny vato toa manana sahady ireo fokontany ary ENY avokoa gaga ny olona rehetra (Marolinta, Anamandriha)

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire