Atontanisa

Atontanisa 2017-09-05T12:06:30+03:00

Mamintina ny fijoroana vavolombelona voarainay teto amin’ity tranonkala ity sy tamin’ny tambazotra sosialy eto anivon’ny firenena, ny atontan-kevitra manaraka. Mba hahafahana mijery ny atontan-kevitra avy any amin’ny faritra, fidio ny faritra eo amin’ny sarin-tany

Kisary mikasika ny atontanisa ho an’ny sehatra miisa 10

Mampiseho ny isan’ny mpijoro vavolombelona voarainay isa-tsehatra eo anivon’ny firenena ny tabilao itsy ambany. Ny tsipika mitsivalana mena maneho ny isan’ny fijoroana vavolombelona mifandraika amin’ny tsolotra, ny mavo milaza ny fandavana tsy handoa, ary ny manga ireo mpiasa mahitsy. Ny soritra manga manondro ny fitambaran’ny vola naloa isaky ny sehatra (Ariary).

Kisarin’ny antotanisa ho an’ny distrika 10

Maneho ny isan’ny mpijoro vavolombelona voarainay isa-tanàna ny tabilao etsy ambany, izany hoe ireo tanàna 10 tena voakasika. Ho an’ny tsipika tsirairay, ny mena mampiseho ny isan’ny fijoroana vavolombelona mikasika ny tsolotra naloa, ny mavo milaza ny fandavana handoa, ary ny manga manambara ny fijoroana vavolombelon’ireo mpiasa mahitsy. Ny soritra manga manondro ny fitambaran’ny vola naloa isa-tanàna (Ariary).

Statistiques des évaluations