visite automobile

Accueil|visite automobile
Transport | Contrôle technique | 25000 Ar
Date: 2017 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1817

Nitondra fiara hangalana visite aho. Nilahatra be ny tao ary mbola maro ireo fiara teo alohako. Nisy mpiasa avy ao anatiny nanatona ahy, niteny fa mandoa vola aho dia tsy milahatra, ary alefa aloha.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire