voatery nanome vola mba amitana taraatasim-panjakana

Accueil|voatery nanome vola mba amitana taraatasim-panjakana
Etat Civil | Autre | 20000 Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #438

Nanam-botra taratasay tao aminy biraom panjakana iray izay ka dia hoy ilay sefo tao hoe raha tianao vita ara-dalana ny taratasinao dia manomeza kely aloha dia vita tsra io. Ka tsy hitako izay atao dia nanome ihany aho ba tsy hisiany rohirohy aminy ilay izy

 

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le gouvernement

Laissez un commentaire