concours gendarme

Accueil|concours gendarme
Gendarmerie | — Choisissez le sujet — | 2000000 Ar
Date: 2012 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #142

anao examen gendarm de nilaza ilay olona tsy afaka raha tsy mandoa vola 2000000ar de afaka tsara @izay fa tsy afaka conncours izany raha tsy mandoa le vol. De tsy nanaiky nandoa zaho fa tsy manam-bola, de tsy afaka za; Dia otrizan foana izany ny eto @tsika de ho aiza izany ny taranaka tsy ho tafita mintsy ny mahantra sy ny tena maay fa simba ny vola tsika malagasy

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire