Niharan’ny kolikoly
ve ianao teto
Madagasikara ?
HAMETRAKA TATITRA
Nahita mpiasam
-panjakana
mahitsy ve ianao ?
HAMETRAKA TATITRA
TsyCoolKoly | Kolikoly tsy manjary sahia Mitory 2018-04-03T19:31:22+03:00

TsyCoolKoly

INONA MOA I TSYCOOLKOLY?

Mandray anjara amin’ny ady amin’ny kolikoly eto Madagasikara ny tetik’asa Tsycoolkoly (TCK) amin’ny alalàn’ny famporisihana ny fanaovana fitoriana ampahibemaso ny kolikoly iainana andavanandro eto amin’ny firenena.

Ahafahana mijoro vavolombelona amin’ny fomba haingana sady tsy mampivezivezy ity tambazotra amin’ny tranonkala ity. Ahazoana ny angom-baovao sy fanaovana tombana ny fanekena sy ny asa ataon’ny orinasa hiady amin’io loza mamohehatra io ihany koa.

Nahazo fanampiana ara-bola sy ara-teknika avy amin’ny PNUD ny TCK. Manohana azy koa ny programa Dinika an’ny Vondrona eoropeanina sy ny programa « Tetik’asa vaovaon’ny fiarahamonim-pirenena sy ny fivondronan’ny mpisehatra” (PISCCA) izay an’ny masoivoho frantsay.

Ny fiasany

0
Tatitra
0 MDS
Vola naloa
0
Isan’ny kolikoly
0
Fandavana handoa kolikoly
0
Isan’ny mpiasa mahitsy
0
Kolikoly amin’ny endriny hafa

ANTONTAN’ISA

Kisary mikasika ny atontanisa ho an’ny sehatra miisa 10

Maneho ny isan’ny mpijoro vavolombelona voarainay isa-tanàna ny tabilao etsy ambany, izany hoe ireo tanàna 10 tena voakasika. Ho an’ny tsipika tsirairay, ny mena mampiseho ny isan’ny fijoroana vavolombelona mikasika ny tsolotra naloa, ny mavo milaza ny fandavana handoa, ary ny manga manambara ny fijoroana vavolombelon’ireo mpiasa mahitsy. Ny soritra manga manondro ny fitambaran’ny vola naloa isa-tanàna (Ariary).

Kisarin’ny antotanisa ho an’ny distrika 10

Hita amin’ity tabilao manaraka ity ny isan’ny tatitra voaray isan-tanàna amin’ireo tanàna 10 tena ahitana kolikoly. Hita ao amin’ny tsanganana miloko mena ny isan’ny trangana tsolotra naloa, amin’ny tsanganana miloko manga ny fandavana tsy handoa tsolotra ary amin’ny tsanganana miloko maintso ny tranga nahitana mpiasam-panjakana marina. Ny laharana manga kosa dia ahitana ny totalim-bola naloa isan-tsehatra.

Kisarin’ny tombana

FOMBA FIASANY ?

MOA VE NY FIJOROANA HO VAVOLOMBELONA
DIA TSY FANTATRA ANARANA ?

Eny

Tsy haparitaka na hampahafantarina ny besinimaro ny mombamomba anao.

MIJORO VAVOLOMBELONA AHO

Manampy ny firenena iray manontolo ianao rehefa mijoro vavolombelona.

Te-handray anjara amin’ny ady amin’ny kolikoly ve ianao ?

Alefaso aty aminay ny fijoroanao vavolombelona ary safidio izay toe-javatra mifandraika amin’izany.

Zava-dehibe ny fijoroanao vavolombelona, manampy amin’ny fanatsarana ny rafitra eto Madagasikara izany.

Tsy hisy hahafantarana anao mihitsy ny fijoroanao vavolombelona.

  •  
  • _____________
  • VOATERY
    NANDOA
    TSOLOTRA AHO
  •  
  • Voatery nandoa tsolotra ve ianao hahazoana servisim-panjakana

    Lazao anay, nahoana,
    oviana ary ny sehatra voakasika.

    Zarainay amin’ny mpanao gazety
    sy ny mpanapa-kevitra ireo
    angom-baovao ireo !
  •  
  •  
  •  
  • _____________
  • NANDA NY
    HANDOA TSOLOTRA
    AHO
  •  
  • Moa niteny hoe TSIA
    ve ianao !
    rehefa nangatahina tsolotra ?

    Alefaso aty aminay ny
    fijoroanao vavolombelona,
    hanampy ny hafa hiteny hoe TSIA
    amin’ny kolikoly eto Madagasikara izany!
  •  
  •  
  •  
  • _____________
  • NIFANENA TAMINA
    MPIASA MAHITSY
    AHO
  •  
  • Moa ve nihaona tamina
    mpiasam-panjakana
    mahitsy, tsy
    nangataka tsolotra ianao ?

    Alefaso aty aminay
    ny fijoroanao vavolombelona,
    hanampy amin’ny fahitana ny ezaka
    tena iadiana amin’ny kolikoly eto Madagasikara izany.
  •  
  •  

TATITRA VORAY FARANY

[recent_post_slider limit= »5″ design= »design-1″ show_author= »false » show_category_name= »false » show_content= »false » show_date= »true » dots= »false » arrows= »true » autoplay= »true » autoplay_interval= »10000″ speed= »1000″ content_words_limit= »20″]

HAMAKY NY TATITRA REHETRA

MANAO TOMBANA AHO

Manan-jo hanara-maso ny fanjakana ny olom-pirenena mba hahatomombana ny fahombiazany. Ity tranonkala ity dia ahafahan’ny Malagasy mandrefy ny ezaka ataon’ny sehatra tsirairay mikasika ny hetsika ataony hiadiana amin’ny fihanaky ny kolikoly eto amin’ny Nosy.
Ireto avy ny sampan-draharaha voakasika : ny Komity miaro ny tsy fahalovana (CSI), ny ambaratongam-pitsarana, ny Birao mahaleo tena miady amin’ny kolikoly, ny SAMIFIN na ny Sampandrahara Malagasy Iadiana amin’ny Famotsiam-bola sy ny Famatsiam-bola ny Fampihorohoroana.

LIAM-BAOVAO AHO

Eto kosa no amintinana ny firotsahan’ny mpanapa-kevitra mikasika ny ady amin’ny kolikoly, ny hetsika sy ny teti-bolan’ireo sampan-draharaha samihafa ao amin’io sehatra io. Mba hanomezam-baovao ny olom-pirenena eo amin’ny fivoaran’ny ady amin’ny kolikoly eto Madagasikara, dia manolotra fanadihadiana mafonja sy mora azo ny tranonkala. Izany dia miainga amin’ny atontan’isan’ny Komity ho an’ny tsy fahalovana, ny an’ny Ministeran’ny fitsarana, ny an’ny Birao mahaleo tena miady amin’ny kolikoly sy ny an’ny SAMIFIN na Sampandrahara Malagasy Iadiana amin’ny Famotsiam-bola sy Famatsiam-bola ny Fampihorohoroana.

  •  
  • _____________
  • FAMPANANTENAM
    -PIFIDIANANA




  • Fampanantenana nataon’ny filoha voafidy tamin’ny fotoanan’ny fampielezan-kevitra ho an’ny fifidianana filoham-pirenena tamin’ny 2013 mikasika ny fametrahana ny fahaiza-mitantana eto Madagasikara. Inona ireo fampanantenana ireo ? Aiza ho aiza ny fanatanterahana azy ? Inona no vita ? Inona no mbola tsy vita ?





  •  
  •  
  • _____________
  • BIANCO
  • Ny zava-bitan’ny BIANCO eo amin’ny fandraisana sy fikirakirana ny fitarainana hatramin’ny nisiany tamin’ny 2004. Fivoaran’ny atontan-taratasy fanambaram-pananana voarainy hatramin’ny fotoana nametrahana ity sampan-draharaha ity.
  •  
  •  
  • _____________
  • SAMIFIN
  • Ny atontan-taratasy voakirakiran’ny SAMIFIN mikasika ny hetsika tsy mazava ary voarainy hatramin’ny niforonany.
  •  

NY MPIARA-MIASA

PNUD
Bianco
CSI
Ambassade de France
UNION EUROPEENE
UNIS CONTRE LA CORRUPTION

Manaraha vaovao !

Manaova famandrihana amin’ny pejy famoakanay dia ho azonao ny angom-baovao rehetra

MISORATRA ANARANA AHO

Copyright©2016 TsyCoolKoly | Fepetra fampiasana ny tranonkala

Mpitsidika :