Fampanantenan’ny Filoha tamin’ny fampielezan-kevitra ho an’ny fifidianana tamin’ny 2013

Accueil|Fampanantenan’ny Filoha tamin’ny fampielezan-kevitra ho an’ny fifidianana tamin’ny 2013
Fampanantenan’ny Filoha tamin’ny fampielezan-kevitra ho an’ny fifidianana tamin’ny 2013 2017-09-07T05:45:49+03:00

Ireto manaraka ireto ny fampanantenan’ny Filoha :

  • Fanjakana tan-dalàna
  • Fitsarana tsy mitanila
  • Ady amin’ny kolikoly
  • Famerenana ny fifampitokisana eo amin’ny mpitondra sy ny entina
  • Fametrahana ny Fitsarana ambony (Haute cours de justice)

* Loharanom-baovao : Tatitry ny UMM/ECES tamin’ny 2 desambra 2013

Fanjakana tan-dalàna

Ireto no mandrafitra ny fanjakana tan-dalàna:

Fanajana ny antanatohatry ny fenitra: mifototra amin’ny hoe, ny fenitra dia natao hanaja izay eo amboniny raha ny tokony ho izy. Noho izany, tokony hanaja ny lalàna sy ny fifanarahana iraisam-pirenena ary ny lalàmpanorenena ny fanapahan-kevitra ataon’ny fanjakana.

Fitovian’ny olom-pirenena manoloana ny lalàna: milaza izany fa ny tsirairay, na ny vondrona dia samy afaka manohitra ny fenitry ny fitsarana, raha toa ka tsy mifanaraka amin’ny fenitra ambonin’io izany.

Fahaleovan-tenan’ny fitsarana: ny lalàmpanorenana no mamaritra mazava ny fahaleovan-tenan’ny fitsarana. Tsy vokatry ny fisaharan’ny fahefam-panjakana irery izany, fa ao koa ny antoka ho an’ny mpitsara mba tsy ho tratry ny teritery sy ny fandrahonana izay mety hampananosarotra amin’ny fahafahan’izy ireo mitsara.

Fitsarana tsy mitanila: manondro ny tsy fisian’ny fitsarana mialoha, izay tokony hampiavaka ny mpitsara. Araka izany, ny fahaleovan-tenany dia mahakasika kokoa ny fifandraisan’ny mpitsara amin’ny fahefaham-panjakana hafa. Io no fepetra (ilaina nefa tsy ampy) ho an’ny tsy fitanilany amin’ny fifandraisany amin’ny olona tsaraina.

Ny hevitrao mikasika ny fanajana ny fanjakana tan-dalàna eto Madagasikara 

[totalpoll id= »4436″]

Ady amin’ny kolikoly

1- ireto manaraka ireto ny fisehon’ny fampanantenan’ny fahefana mpanatanteraka tamin’ny fifidianana mikasika ny ady amin’ny kolikoly:

Chronologie

2015
21 septembre

Lancement de la stratégie nationale de lutte contre la corruption

discours

« C’est une stratégie qui a toute mon adhésion et qui va bénéficier de l’appui et du soutien de l’Etat dans sa mise en œuvre ». Président de la République Hery Rajaonarimampianina



Source: http://www.presidence.gov.mg/lutte-contre-la-corruption-a-intensifier/

21 septembre

Signature de l’engagement à la Nouvelle Stratégie Nationale de Lutte Contre la Corruption par le Président Hery Rajaonarimampianina

13 octobre

Signature de l’engagement national à la mise en œuvre de La stratégie nationale de lutte contre la corruption par 25 membres du Gouvernement RAVELONARIVO

2016
9 décembre

Journée Internationale de Lutte Contre la Corruption

Journée internationale de lutte contre la corruption

Absence des officiels lors de la célébration de la journée internationale de lutte contre la corruption au Ministère des Affaires Etrangères.



Source : http://www.csi.gov.mg/uncategorized/impliquer-toutes-les-administrations-le-secteur-prive-la-societe-civile-et-les-medias/

Ny hevitrao manodidina ny fanamarihana sy ny faneken’ny Filoha ny ady amin’ny kolikoly

[totalpoll id= »4447″]

2- Fandaniana ny Paik’adimpirenena ho an’ny ady amin’ny kolikoly
Araky ny famaritan’ny rakibolana Larousse, ny paik’ady dia ny fahaizana mandrindra ny hetsika sy ny fiasana amim-pahakingana hanatrarana ny tanjona. Mba hialana amin’ny afitsoky ny kolikoly, ny eto Madagasikara dia nandrafitra programa atao hoe « Paik’adim-pirenena iadiana amin’ny kolikoly » na SNLCC. Hita ao anatin’io paik’ady io ny fametrahana rafitra mpanatanteraka, ny fanekana ny tolo-kevitra iraisam-pirenena samihafa (“initiatives”) miady amin’ny kolikoly ary ny fandaniana lalàna sy fepetra fampiharana ny lalàna miady amin’ny kolikoly. Folo taona no hanatanterahana io paik’ady io, izany hoe nanomboka ny 2015 ka hatramin’ny 2025. Maneho ny fanatontosana an’io paik’ady iadiana amin’ny kolikoly io ny tabilao manaraka :

  Fiombonan’ny filoha Famaritana ny tanjona stratejika sy ireo lalan’asa Paik’ady ho amin’ny fanatanterahana ny SNLCC 2015-2025 Fanatanterahana ny asa
Fanombanana Checked Checked Checked en cours…

3– Lalàna momba ny ady amin’ny kolikoly

Narafitra ny lalàna mifandray amin’ny ady amin’ny kolikoly. Ny tabilao manaraka no mampiseho amintsika ny famintinana ny dingana nandehanan’ireo lalàna ireo.

 Circuit de loi  Loi organique n° 2015-056 du 3 février 2015, portant création de la Chaîne pénale de lutte contre le trafic de bois de rose et de bois d’ébène.  La mise en place d’une Cour Spéciale de la Délinquance Economique  Loi pour la mise en place d’un Pôle anti-corruption  Loi sur le recouvrement des avoirs  Loi 2016-020 portant sur la lutte contre la corruption
Exécution de la loi
Decret d’application  
Promulgation  
 
Contrôl de constitutionalité  
 
 
adoption de loi  
 
 
Parlement  
 
 
navette entre AN et sénateur  
 
 
Débat auprès de l’AN  
 
 
Projet de loi  
 
 
Proposition de loi  
 

Fanamarihana :

  • Avy amin’nyparlemanta ny tolo-dalàna
  • Avy amin’ny governemanta ny volavolan-dalàna

Ny azonao lazaina mikasika ny fampiharana ny lalàna momba ny ady amin’ny kolikoly eto Madagsikara 

[totalpoll id= »4455″]

Fametrahana ny Fitsarana avo (HCJ)

Fitsarana miavaka ny Fitsarana avo ary izy irery ihany no afaka mitsara ny Filohan’ny repoblika raha ampangain’ny parlemanta ho namadika na niray tsikombakomba manohitra ny fanjakana izy.

Ny hevitrao mikasika ny fametrahana ny HCJ eto Madagasikara

[totalpoll id= »4449″]

Famerenena ny fifampitokisana eo amin’ny mpitondra sy ny vahoaka

Azo refesina amin’ny tamberin’andraikitra ataon’ny olom-boafidy io sehatra io. Manaraka etsy ambany ny fomba sasantsasany isehoan’ny tamberin’andraikitra eto Madagasikara :

  • Teti-bola iaraha-mandrafitra
  • Singa milaza ny fisokafan’ny teti-bola (Indice budget ouvert)

Ny hevitrao mikasika ny famerenena ny fifampitokisana eo amin’ny mpitondra sy ny vahoaka eto Madagasikara

[totalpoll id= »4451″]