Inona no tsy maintsy atao raha iharan’ny kolikoly ?
Maro ny fomba ahafaha-mandefa amin’ny BIANCO ny fijoroana vavolombelona raha iharan’ny kolikoly :
- Mandeha mivantana any amin’ny foibe na ny sampany
- Mandefa mailaka na taratasy
- Miantso amin’ny fotoam-piasana na mametraka hafatra raha tsy mahazo antso
- Mandefa fax
- Mampiasa ny boaty fandraisana fitarainana
Service Général :
22 459 52 / 22 489
82399 Villa « La piscine » Ambohibao
Antananarivo 101
bianco@moov.mg
BIANCO Fianarantsoa :
75 523 07
Fax 75 523 08
Kianjasoa Andohanatady Fianarantsoa
BP 1225
BIANCO Toamasina :
53 301 25
Fax 53 301 29
Camp Gallieni Tanamakoa
BP 517
biancodtt@moov.mg
BIANCO Mahajanga :
62 923 58
Fax 62 923 58
Villa BAOBAB Mahajanga Be
BP 708
bianco.dtmga@moov.mg
Dinihin’ny BIANCO ny fitarainana ary ao anatin’ny fanajana tanteraka ny tsiambaratelon’ny fanadihadiana no anaovany izany. Arovan’ny lalàna ny mpitoroka ny mpanao kolikoly :
- Tsy azo atao ny mamaly faty ny mpitoroka na ny vavolombelona
- Misy ny fepetra iarovana ny famborahana ny tsiambaratelo eo anatrehan’ny fitsarana