Fehezan-dalàna malagasy sy paik’ady
Lalàna n°2004-030 mikasika ny ady amin’ny kolikoly
Lalàna n°2004-009 tamin’ny 26 jolay 2004 momba ny Fehezan-dalàna mikasika ny tsenam-panjakana
Didim-panjakana n°2004-937 tamin’ny 5 oktobra 2004 mikasika ny fametrahana ny Birao mahaleo tena miady amin’ny kolikoly
Didim-panjakana n°2004-982 manova sy mameno ny didim-panjakana n°2004_1128 momba ny Filan-kevitra ambony ho an’ny ady amin’ny kolikoly
Didim-panjakana n°2004_983 manova sy mameno ny didim-panjakana n°2002-1127 mametraka ny tsy maintsy anaovana fanambaram-pananana ho an’ireo sokajina tompon’andraikitra sy mpiasam-panjakana ambony
Lalàna n°2004-020 mikasika ny famotsiam-bola, ny fitsirihana sy ny fisintonana an-keriny ary ny fiaraha-mitsikombakomba iraisam-pirenena mikasika ny vokatra azo avy amin’ny heloka
Didim-panjakana n°2005-086 mametraka ny sampan-draharaha mpitsikilo ny fanambarana ara-bola tsy mazava, izay natao handray, hanadihady sy hikirakira ny fanambarana mifandraika amin’izany
Lalàna n°2016-021 tamin’ny 22 aogositra 2016 mikasika ny vondrona iadiana amin’ny kolikoly (na « Pôles Anti-corruption »)
Lalàna n° 2016-020 tamin’ny 05 aogositra 2016 mikasika ny ady amin’ny kolikoly
Fifanarahana amin’ny faritra sy eo amin’ny iraisam-pirenena
Fifanarahan’ny Firenena mikambana amin’ny ady amin’ny kolikoly
Fifanarahan’ny Fiombonam-be afrikanina ho an’ny fisorohana sy ny ady amin’ny kolikoly
Paik’ady sy sampan’asa iraisam-pirenena
Paik’adin’ny Banky iraisam-pirenena momba ny ady amin’ny kolikoly, marsa 2012
Fanadihadiana mikasika an’i Madagasikara
Afrobaromètre Fitantanana sy kolikoly ao Madagasikara : ny fandraisana izany sy ny zava-misy. Oktobra 2005