Zava-bitan’ny SAMIFIN

Accueil|Zava-bitan’ny SAMIFIN
Zava-bitan’ny SAMIFIN 2017-09-06T11:58:49+03:00

Kisary DOS

Maneho amintsika ny isan’ny filazana hetsika ahiahiana voarain’ny SAMIFIN hatramin’ny nisiany ny kisary (loko manga tanora). Ao ny nokirakirainy (loko manga antitra), ny nalefa any amin’ny fampanoavana (loko maitso). Ny tsipika mavo milaza ny vola mifandraika amin’ny hetsika ahiahiana nalefa any amin’ny fampanoavana.

*Loharanom-baovao:
Tatitra isan-taona mikasika ny asan’ny SAMIFIN
Resadresaka nifanaovana tamin’ny SAMIFIN

Kisary mikasika ny teti-bola

Manoro antsika ny toetry ny teti-bola isan-taona hatramin’ny niforonan’ny SAMIFIN tamin’ny 2008 ny kisary (loko manga), ny sora-bola nomena azy (loko mavo) ary ny fandaniam-bola nataon’ity sampan-draharaha ity (loko maitso).

*Loharanom-baovao:
Tatitra isan-taona mikasika ny asan’ny SAMIFIN
Resadresaka nifanaovana tamin’ny SAMIFIN