Mpamily nandoa vola tamina polisy

Accueil|Mpamily nandoa vola tamina polisy
Police | Circulation | 5000 Ar
Date: 24-11-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #144

Nisy fiara nanala olona tsy teny amin'ny arret akory, nosokafan'ilay mpitandron'ny filaminana ilay fiara ary avy eo nalainy ny papier, rehefa nanazava ilay mpamily dia tsy norarahin'ilay polisy izy. Tsy maintsy nandoa vola arak'izay ilay mpamily raha tsy izany tsy azo ilay taratasy.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire