Police | Circulation | 20000 Ar
Date: 2014 , Ihorombe – Ihosy | Rapport #146
Tamin'ny diako farany niala avy any ihosy hakany tamatave dia tsy latsakiny 20000ar ny vola nomen'ilay mpamily ireo polisymba tsy hahalava ny fisavana na dia mazava tsara aza ny taratasy.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
Laissez un commentaire