Maka diploma

Accueil|Maka diploma
Education | Obtention d’un certificat | Ar
Date: 2013 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #170

Nisy lehilahy haka diploma tao @ office du Bacc, ilany maika izy io nefa tokony rahampitson'iny vao tokony ho alaina ilay izy. Nanontany an'ilay tompon'andraikitra ilay lehilahy, ireska sy hanome vola fa tsy nanaiky ilay tompon'andraikitra ka dia nila mana ity farany.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco

Laissez un commentaire