Services municipaux | — Choisissez le sujet — | 2000 Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #189
Tonga tao amin'ny firaisana izaho anao acte de naissance, marihiko fa mbola @ ora fandraisany zareo azy tsara izaho no tonga, nefa nolazainy ily mpiasa ao fa tapitra ny ora, dia izaho tsy nanaiky mintsy dia niteny izy avy eo hoe mametraka kely dia raisiko io, voatery nametraka izaho satria ilaina maika ilay izy. tamin'ny janvier 2014 io.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
Laissez un commentaire