Domaine | Autre | 400.000 Ar
Date: 2013- , Analamanga – Antananarivo Avaradrano | Rapport #207
Nangataka tanim-panjakana 250 isa tany Betsizaraina tamin'ny 2013.
Ampivoriana ireo olona 250 ireo iaky ny sabotsy ka tkiana vola isaky ny fivoriana, ary mahatratra hatramin'ny 400.000Ar izany.
Marihina fa mihoatra lavitra nohon'ny droit tokony aloha no takian'nilay olona ary efa nahazo fiara maromaro mihitsy izy tao aorian'io fitakiam-bol ataony io nefa ny tany tsy voasoratra amin'ireo olona ireo akory haytramin'izao
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire