Fanaovana copie sandoka

Accueil|Fanaovana copie sandoka
Etat Civil | Acte de naissance | 200.000 Ar
Date: 2008 , Analamanga – Manjakandriana | Rapport #208

Olona nanao kopia sandoka tamin'ny kominina ambanivohitr'i Miadanandriana.

io kopia io dia noentina nampiasaina tao amin'ny tribunal, sy domaine mba ahazoana lova.

Marihina fa io kopia io dia efa kopia tamin'n anaran'olona hafa fa natao mba hitovy numero fotsiny (n°20 tamin'ny 1909)

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire