Police | Autre | 7000000 Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #215
Nanao concours hidirana agent de police dia nisy olona nanatona nanao hoe : "mandoava vola aty amiko fa izaho mahatafiditra (polisy io olona io) ."
Nasainy nandoa 7.000.000 ariary aho dia nandoa io vola io kanefa tsy tafiditra akory satria hono nisy olona nanome azy 8.000.000 Ariary dia voatsindry ny volako.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
Laissez un commentaire