Education | Autres | 5000 Ar
Date: 2009 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #290
Nanamboatra certificat de scolarité tao amin'ny service scolarité aho dia tsy azo vetivety ilay izy kanefa ilaiko maika.
Hoy ilay tompon'andraikitra tao hoe manomeza kely dia vitaiko eo no ho eo.
Izaho anefa tsy nety nandoa fa naleoko niandry izay nahavitany
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
Laissez un commentaire