Etat Civil | Autre | 10000 Ar
Date: 22-12-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #310
Fikarakarana sora-piankohonana tao amin'ny boriboritany faha III. Rehefa tonga ny fotoana voatondro fa hakana an'ilay izy dia nilaza ny tompon'andraikitra tao fa misy diso hono ny laharan'ilay izy. Tsy azo ilay izy tamin'izay ka nanao fangatahana fanindroany indray anefa ka mbola tsy nety vita ihany ilay izy. Notakiany vola izahay ka nanaiky nohon'ny filana ilay taratasy.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire