Tribonaly

Accueil|Tribonaly
Justice | Jugement | 40000 Ar
Date: 12-01-2010 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #332

Nangataka fitsara izahay ho an'ny zanakay 2 miadahy mba hanaovana kopia azy ireo. Rehefa vita anefa ny fitsarana ka haka ny didim-pitsara amin-izay ho entina eny amin'ny kaominina dia hoy ny mpitan-tsoratra hoe 40 000 ar hono ny vola aloanay vao mahazo ilay didy izahay.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire