Fokontany

Accueil|Fokontany
Fokontany | Autre | Ar
Date: 09-12-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #333

Mpivarotra ny tenako, ary mpivarotra mandoha ny ticket izay omen'ny fokontany isanandro. Tsikarotra anefa fa misy fianakavian'ilay mpizara ticket, izay mpivarotra mitovy aminay ihany koa nefa toa tsy mba voakasika mihintsy amin'ny fandoavana izany. 

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias

Laissez un commentaire