Justice | Autre | 1000000 Ar
Date: 26-05-2009 , Analamanga – Antananarivo Atsimondrano | Rapport #340
Nanana olana ara-panambadiana ny tenako ary efa elaela ihany izahay no efa tsy niaramonina intsony. Ankehitriny efa nitera amin'olona hafa mihintsy izy ka nanantona ny fitsara ny tenako mba ahafako misaraka aminy tanteraka sy mahazo ny tombotsoako ihany koa. Vola anefa no nagatahan'ny fitsarana tamiko raha nanao ny fangatahana izany aho.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire