Polisy

Accueil|Polisy
Police | Déclaration de vol ou de perte | 200000 Ar
Date: 15-04-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #341

Nisy olona nametraka fiara teo antokotaninay, nifampiresaka izahay fa izy ihany no miantoka ny mpiambina ny fiarany. Tsy nisy antsoratra anefa ny fifanarahana fa nifampatoky fotsiny, kinanjo nisy zavatra nolazainy fa very tao anatin'ny fiara ary izahay no nolazainy fa tompon'andraikitra. Nitondrana polisy mo izahay tamin'izay ka nilaza ilay lehiben'ny polisy hoe ra tsy tianao hisy korontana dia aloavy fotsiny ny vidin'ilay zavatra very. Tsy te hiady mo izahay fa sao vao maika lany vola la mankany amin'ny tribonaly ka naloanay ilay vola. Marihana fa io Polisy nentiny tao aminay io dia rahalahiny ihany.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire