Police | Circulation | 10000 Ar
Date: 08-01-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #344
eo amin'ny tsena namontana eo misy mpitandro filaminana izay mandrindra ny fifamoivoizana eo. Misava ireo taratasin'ny fiara no atao ka rehefa mahita tsy metimety amin'ny taratasy izy dia maka vola amin'ireo olona ireo dia avelany mande ndray izany rehefa avy toy ny tsy misy ninoninona.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire