Police | Arrestation | 1000000 Ar
Date: 17-09-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #345
Efa fantatry ny mpiara-monina fa fivarotana rongony no asa ataon'ity fianakavina iray ity ary efa mahalala izany ireo mpitandro filaminana miasa amin'ity toerana ity. Ny mahagaga anefa dia isaky ny misy mitory ireo olona ireo, ka tokony ho samborina dia afaka hatrany mialoha ny hatongavany eny amin'ny fitsara. Ny fomba fanaon'ireo olona ireo, rehefa fantany fa misy fitorina mahakasika azy dia omeny vola ny amin'ny mpitandro filaminana dia tavela eny andalana ny raharaha fa tsy tonga any amin'ny fitsara.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire