Services administratifs divers | Autre | 4000000 Ar
Date: 27-01-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #359
Nanao fifaninanana hidirana ho polisy ny tenako, rehefa nadea ny fanadinana dia nisy mpiandraikitra nilaza fa mikarakara ny fidirana ao raha manome vola. Niezaka ny niresaka tamin'ny fianakavina izaho ny amin'io resaka io ka raikitra fa aloha ilay vola. Rehefa nivoka ny valin'ny fanadinana dia afaka tokoa ny tenako fa ny tsy fantatra de ny hoe noho ny fahaizako ve sa noho ilay vola tokoa?
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire