Fitadiavana asa

Accueil|Fitadiavana asa
Secteur privé | Autre | 25000 Ar
Date: 20-01-2015 , Analamanga – Antananarivo Avaradrano | Rapport #361

Nisy fandraisana mpiasa tamin'ny orinasa afakaba iray ka mba nande teny ny tenako, noho ny tonga dia nisy tokoa ny toerana izay andraisana mpiasa fa saingy ilay tompon'andraikitra dia maka vola amin'ireo olona izay vao ampidiriny. Nandoha volana taminy aho tamin'izay dia tafiditra soamatsara ary dia toy izany hatrany no ataony.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco

Laissez un commentaire